- Alakamisy 08 Septambra 2011
Actualités.Ihorombe Kolonely sandoka saika hisambotra ny Procureur
Mahatalanjona ny fahasahian’ity mpanofana eo anivon’ny trano fandraisam-bahiny ity. Vitany ny nisandoka ho kolonely eo anivon’ny Bianco.
Hamaky ny tohinyMahatalanjona ny fahasahian’ity mpanofana eo anivon’ny trano fandraisam-bahiny ity. Vitany ny nisandoka ho kolonely eo anivon’ny Bianco.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ao an-drenivohitry ny Faritra Anôsy amin’izao fotoana izao ny fanapahan-kevitra noraisin’ireo mpitondra any an-toerana ny hanaovana tsipaipaika na fitia tsy mba hetra, hanangonam-bola hoentina hanarenana ireo lalana simba ao an-tanàna.
Hamaky ny tohinyHo vita afaka andro vitsy ny andiany voalohany amin’ireo trano mora etsy amin’ny tanàna filamatra Anosiala Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohiny“Mbola ela vao handroso ny fandraharahana Malagasy, na ara-barotra izany na ara-indostrialy indrindra amin’ny fanohanana ny mpandraharaha, izay andraikitry ny Antenimieran’ny varotra”.
Hamaky ny tohinyFanadihadiana momba ilay sambo Black Shark, fanadihadiana ara-pitantanana eo anivon’ny APMF ary fanadihadiana ara-pitsarana momba ireo akanga sisa nanamborana izay ao anatiny ny mpiambina an’ny minisitra Nadine Ramaroson !
Hamaky ny tohinyLaharana faharoa amin’ireo firenena manankarena indrindra eran-tany aorian’i Etazonia i Sina amin’ny sehatry ny harinkarena faobe.
Hamaky ny tohiny