- Zoma 09 Septambra 2011
Actualités.Loza tao Soanierana Ivongo Tsy nahazo mariboninahitra i Bimba
Mahatsiaro very olomanga i Sainte Marie ankehitriny. Anisan’ireo namoy ny ainy nandritra ny loza an-dranomasina tao Soanierana Ivongo farany teo i Bimba Onésime Flavien, izay niasa tao amin’ny sampandraharaha miahy ny mponina ary nahavita be tokoa tamin’ny fanampiana ny fiarahamonina tao Sainte Marie.
Hamaky ny tohiny