• Alarobia 13 Aprily 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2011
Actualités.Mpaninjara solika Hanidy trano avokoa

Omaly tolakandro no nifamory teny amin’ny Motel Anosy ireo mpitantana ny toby famatsiana solika rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.Famonoana ny Dr Laivao Olona 06 no nikotrika azy ka vehivavy ny 02

Omaly alahady 10 aprily no nalevina tao amin’ny fasam-bahiny Anjoma Toamasina, ny nofo mangatsiakan’i Tompokolahy Dr Laivao Michel Victori, izay nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny talata 05 aprily, raha avy nangalatra ny fiara 4x4 Mitsubishi Sportero L200 ireo jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.Toamasina Ho tanàna tsy misy dokotera anio

Araka ny tapaky ny mpitsabo rehetra ao Toamasina, araka ny fivoriambe tsy ara-potoana nataon’izy ireo ny zoma lasa teo tamin’ny 03 ora tolakandro, dia ataon’izy ireo ho «androm-pisaonana sy andro ho tsiaro an’ny Dr Laivao Michel Victori» anio alatsinainy 11 aprily tontolo ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT