• Talata 13 Septambra 2011
Actualités.11 septambra Nahiana hisy korontana teny Andranomena ?

Feno mpitandro ny filaminana avy ao amin’ny Emmo-Reg teny Andranomena ny alahady teo, nandritry ny fahatsiarovana ny datin’ny 11 septambra izay nisian’ny asa fampihorohoroana tany Etazonia ka nahafaty olona an’arivony maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2011
Actualités.Espace Rado Tsy misy mpiraharaha

Anarana sisa no maha tranon’ny kolontsaina ny efitrano Rado etsy Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2011
Actualités.Sakoroka tao Barikadimy Mpianatra 01 maty, 36 voasambotra

Nitohy omaly alatsinainy maraina ny sakoroka teo amin’ny mpianatra avy any Antsiranana Miray ao anatin’ny FITEFA sy ny mpianatra Grand Sud Est, raha efa mba somary nilamina ny toe-draharaha ny alahady alina taorian’ny nandraisan’ny filohan’ny oniversiten’i Toamasina, Horace Gatien fepetra nanalana ny “Franchise Universitaire”, ka nahafahan’ny mpitandro ny filaminana niditra an-tsehatra nifehezana ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2011
Actualités.Antsirabe 1000 Ar hofan-tsarety namoizana aina

Loza koa ny nahazo ny fianakaviana kely monina tao amin’ny Fokontany Antanambao Est-Ivohitra fa noho ny fifamaliana tamina vola 1000 Ariary nisy tamin’ireo mpianadahy dia niafara tamin’ny tsindrona antsy izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2011
Actualités.Halatra kaontenera tao amin’ny Port Mpiray tendro ny tompon’ilay kamiao nitondra azy ?

Raha mbola karohina ingahy Yves mpamily fiara vaventy, dia fantatra indray izao araka ny loharanom-baovao akiky ny mpanao fanadihadiana fa tafiditra amin’ilay halatra kaontenera niseho tao amin’ny Port ny herinandro teo ny tompon’ilay fiara vaventy nofain’ilay Sinoa tompon’entana hitondra izany hiakatra eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2011
Actualités.Herinandron’ny Demokrasia Anarana sisa ilay Kianja eo Ambohijatovo

Anio alatsinainy 12 hatramin’ny 15 septambra izao no hankalazana ny hetsika herinandron’ny Demokrasia eto amintsika hokarakarain’ny “Jeunes et partenaraires des Média”.

Hamaky ny tohiny
FTT