• Talata 27 Septambra 2011
Actualités.Toamasina Tsy mampiraika ny mponina ny vary mora

Tsy nahasarika ny mponina ny fivarotana ilay vary mora tao Toamasina nanomboka ny sabotsy teo, raha ny zava-nisy hita sy natrehina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2011
Actualités.Raharaha oniversiten’i Toamasina Nilaza ny heviny Atoa Alain Mahavimbina

“Raha amiko dia tokony ho ny alatsinainy no miditra manohy ny fianarana sy ny fanadinana, ny oniversiten’i Toamasina”, hoy ny lehiben’ny Faritra Atsinanana, Alain Mahavimbina, raha nihaona manokana tamin’ny mpanao gazety tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2011
Actualités.Mpiasam-panjakana Mampanahy ny karama volana novambra

Araka ny loharanom-baovao dia mandalo fotoan-tsarotra ny kitapombolam-panjakana. Misy mihitsy aza ireo izay miahiahy ny amin’ny karaman’ny mpiasam-panjakana volana novambra.

Hamaky ny tohiny
FTT