Actualités

Fandaminana ny raharaha oniversiten’i Barikadimy Nisaotra ireo namany ny CT Razafindranary


  • Talata 20 Septambra 2011


 Nisaotra sahady ireo namany parlemantera namaly ny antsony avy hatrany ny CT Razafindranary Razafimbola fa tsy Razafindramasy Razafimbola, araka ny voasoratra teto tamin’ny zoma teo, amin’ny fandraisana andraikitra ho fandaminana ny disadisan’ireo zanaka iombonana any amin’ny oniversiten’i Barikadimy any Toamasina. Mbola hamafisina ihany anefa ny antso, hoy izy, ho an’ny olobe tsy an-kanavaka sy ireo mahatsiaro ho raiamandrenin’ny Malagasy, mbola hirotsaka koa amin’izay fitondrana hafatra am-pahendrena sy am-pahatoniana ho an’ireo zanaka iombonana hoavin’ny firenena ireo. Ny adidy mantsy tsy an’olon-dratsy, hoy ihany ny CT Razafindranary Razafimbola avy eto Analamanga.

 

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT