• Zoma 30 Septambra 2011
Actualités.Mitontongana ny sandam-bola malagasy Mety ho tafakatra 3.700 Ariary ny dolara iray

“Sandam-bola tsy izy fa amboarina io misy iainan’ny mpanondrana sy mpanafatra ary arenty an-gazety sy eny amin’ny banky ary fifanakalozam-bola vahiny eto amintsika io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2011
Actualités.Oniversiten’antananarivo Nanohy ny fitokonany ireo mpandraharaha

Hitokona hatrany ireo mpiasa sy mpandraharahan’ny oniversiten’Antananarivo mandra-pivoakan’ny tambin-karaman’izy ireo volana septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2011
Actualités.Raharaha «Radion’ny Gasy» Nahazo fahafahana vonjimaika ny telo lahy

Nahazo fahafahana vonjimaika Rakotonirina Lovanantenaina Harijaona, Ranaivosata Justin ary Rakotoarivelo Tsilavohery.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2011
Actualités.Marovoay Misy mpitondra mitady hanao ampihimamba ny fananan’ny FIFABE

Malaza ao Marovoay ankehitriny ny fikasan’ny fianakaviana mpitondra ambony ao anatin’ny FAT haka sy hampiasa ny fananan’ny FIFABE izay orinasam-panjakana nitantana ireo foto-drafitrasa niankinan’ny fambolena sy ny fikarakarana ny lemak’i Betsiboka saingy efa nitsahatra niasa valo taona lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2011
Actualités.Toamasina Niverina an-dalambe ny mpianatr’i Barikadimy

Raha mbola variana amin’ny raharaha politika sy ady seza politika taorian’ny fahavitan’ny sonia ny tondrozotra ny governamanta Camille Vital, dia miha mangotraka tsy mety milamina ny raharaha oniversiten’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2011
Actualités.«Kit scolaire», «cantine scolaire», «tablier» … Tsy misy tokotaniny

Mbola mihantona hatrany ny fanampian’ny Unicef ho an’ny sehatry ny fanabeazana ao anatin’ny tetikasa «Education Pour Tous» na Fanabeazana ho an’ny daholobe izay tokony hahazoantsika lelavola mitentina 26 tapitrisa dolara noho ny tsy mbola fiverenan’ireo fiara tsy mataho-dalana miisa 23 ampiasain’ny rafi-panjakana samihafa hatramin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
FTT