Actualités

Oniversiten’antananarivo Nanohy ny fitokonany ireo mpandraharaha


  • Zoma 30 Septambra 2011

Hitokona hatrany ireo mpiasa sy mpandraharahan’ny oniversiten’Antananarivo mandra-pivoakan’ny tambin-karaman’izy ireo volana septambra.

Fanidiana ny lalana mihazo ny oniversiten’Ankatso no nisantaran’izy ireo ny hetsika ny alarobia lasa teo izay mbola nitohy omaly. Voatery nihanika tamboho ny mpianatra vokatr’izany raha re ihany koa fa efa nidin’ireto mpandraharaha ireto ny sasany tamin’ny trano fianarana. Andrasana, araka izany, izay mety ho fanapahan-kevitra raisin’ny fitondram-panjakana, hisorohana ny mety hitaran’ny olana.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT