• Talata 04 Oktobra 2011
Actualités.Nikasi-tanana ny zanak’i Vital Mbola tazonina anaty «violon» ilay «brigadier de police»

Hatramin’ny omaly dia mbola notazonina tao amin’ny «violon» an’ny Commissariat Central Tsaralalana ilay «brigadier de police» izay voalaza fa nitazona ny vozon’akanjon’ny zanaky ny praiminisitra Camille Vital teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2011
Actualités.Ankatso Raikitra koa ny adim-poko

Tonga tao Ankatso indray koa ny onjan’ny adim-poko izay tena atahoran’ny maro tokoa satria mitera-doza ho an’ny fiainan’ny oniversite.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2011
Actualités.Andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona Tsy nasian’ny FAT vidiny

Tao Tsiroanomadidy, renivohitry ny faritra Bongolava no nankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona ny 01 Oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2011
Actualités.Mitaky ny hanokafana ny fanadihadiana « bois de rose »

Mangahazo mangidy malemy ihany ny zava-misy ankehitriny ka saro-dazaina aman-kavana, hoy ny antoko Farimbona izay niala tamin’ny fahanginany ka nanao famelabelaran-kevitra tetsy amin’ny Motel de Tanà Anosy ny sabotsy 1 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2011
Actualités.Jao Jean Nandeha ny feo ny amin’ny fisamborana azy

Omaly dia niely ny feo fa hosamborina i Jao Jean mpikambana ao amin’ny CST.

Hamaky ny tohiny
FTT