- Alakamisy 06 Oktobra 2011
Actualités.Delestazy Milaza ho manana olana ara-tsolika ny Jirama
Betsaka ny olona no nimenomenona tamin’ny nafitsoky ny Jirama noho ny fahatapahan-jiro afak’omaly ary mbola nitohy hatry ny omaly.
Hamaky ny tohinyBetsaka ny olona no nimenomenona tamin’ny nafitsoky ny Jirama noho ny fahatapahan-jiro afak’omaly ary mbola nitohy hatry ny omaly.
Hamaky ny tohinySivily izay «Chargé de mission» an’ny minisitry ny polisy no mibaiko ny minisitra. Tsy azo ihodivirana io lehilahy mbola tanora io amin’ny fanindriana polisy.
Hamaky ny tohinyTezitra ireo mpitandro ny filaminana izay nilaza fa nahodin’ny kolonely iray eo anivon’ny Tafika ny karaman’izy ireo.
Hamaky ny tohinyOmaly ihany dia fantatra fa afaka madiodio tamin’ilay raharaha naha voasaringotra azy ilay mpikambana CST iray.
Hamaky ny tohinyMiavaka tanteraka ankehitriny, etsy amin’ny kianjan’i Magro Behoririka ny fahavononan’ny mpitolona avy any amin’ny Faritra, manomboka tonga amin’ny fitsenana ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNofantsihan’ny mpianatra ny biraon’ny CROUA omaly.
Hamaky ny tohiny