• Alatsinainy 10 Oktobra 2011
Actualités.Kaomisera Fidèle Tsy mandà ny Codis «hafahafa» miandry azy

«Tsy dia olana amiko loatra ny fiatrehana ny komity misahana ny fitsipi-pifehezana, arak’izay voalazan’ny lehibeko.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2011
Actualités.Andramena Hisy 2.500 taonina indray hanainga ato ho ato ?

Anisan’ny zavatra tapaka tamin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo ny fandefasana tolo-bidy iraisam-pirenena ho an’ireo tahirina andramena nogiazan’ny FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2011
Actualités.Jeneraly Ravalomanana Nifamonjena teny amin’ny hopitaly miaramila ny ainy

Maloka omaly ny andro ho an’ny lehiben’ny zandarin’Ankadilalana sady lehiben’ny zandary eo anivon’ny faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2011
Actualités.Kaomisera vs «Chargé de mission» Nitsoaka any Antsiranana ny minisitry ny polisy

Niala andraikitra ny minisitry ny polisy. Azo eritreretina avy hatrany izany manoloana ny zava-nitranga omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2011
Actualités.Tsy aritra Tena tsy rariny

Na ahoana na ahoana ambaran’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Jirama dia ho sarotra ho azy ireo ny hanadio tena manoloana ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny eto Antananarivo sy ny manodidina tato anatin’ny herinandro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2011
Actualités.Antaninarenina «Bouffe rapide» mibahana “parking”

Lalam-pihariana iray anisan’ny mahazo vahana eto an-drenivohitra ireny fiarakodia zary hotely ireny na «Bouffe rapide», araka ny ahalalan’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
FTT