• Alakamisy 28 Aprily 2011
Actualités.Dr Rakotomalala Nirina Tsy vahaolana ny fanofana fiaramanidina

Samy manana ny fahitany sy ny fomba fijeriny ny fahasahiranan’ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar sy ny sazy mihatra amin’ireo fiaramanidina ampiasainy ka tsy mahazo miditra any Eoropa intsony ny tsirairay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2011
Actualités.Fetin’ny asa “1 mey” Hiova filamatra ireo sendika

Hifanotrona eny amin’ny Tranompokonolona Analakely ireo sendikan’ny mpiasa samihafa amin’ny fankalazana ny Fetin’ny asa maneran-tany amin’ity taona 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2011
Actualités.Oniversite 6 eto Madagasikara Mila tetibola 3 volana vao hiditra hianatra

«Tsy mbola afaka manome daty matotra amin’ny ho fidiran’ny mpianatra ety amin’ny ambaratonga ambony izahay fa anjaran’ny minisitra sy ireo filohan’ny Oniversite 6 eto amintsika miaraka amin’ny fifanarahana amin’ny SECES no mamoaka izany », hoy i Jean Eric Rakotoarisoa, filoha lefitry ny Oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2011
Actualités.RNM sy TVM Anosy Tsy voaloa ny volan’ireo orinasa nanao ny fanarenana ?

Miomana hankalaza ny faha-80 taona nisiany ny radio nasionaly malagasy na RNM, sampana iray ao anatin’ny haino aman-jerim-panjakana mivondrona eo anivon’ny ORTM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2011
Actualités.By Pass Mercedes 307 sy Express nifanoroka, olona 5 naratra

Anisan’ny loza nitranga faramparany tamin’ny andron’ny alatsinain’ny Paska ny teny amin’ny lalana By Pass miala metatra vitsy monja amin’ny fihaonan-dalana amin’ny mankany Ankadindratombo sy Alasora.

Hamaky ny tohiny
FTT