• Zoma 21 Oktobra 2011
Actualités.Lybie Maty i Khadafi

Namoy ny ainy noho ny daroka nandritry ny fisamborana azy i Mouammar Kadhafi, tao Syrtes raha nikasa ny hiala io tanànany io izy mba hanavotana ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2011
Actualités.Ambatolampy Misy mersenera miofana ?

Ao anaty toerana iray mihidy no miofana isan’andro ireto mersenera an-jatony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2011
Actualités.Tetikasa «Trano Mora» Esorina avy hatrany izay tsy mahaloa vola isam-bolana

Tsy misy indrafo. Izay rehetra mividy trano aloa tsikelikely amin’ireo Trano Mora ka tsy mahaloa izany ara-dalàna dia esorina amin’ilay trano avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Oktobra 2011
Actualités.Jeneraly Ravalomanana Efa nanatrika «rassemblement» omaly

Niangona teny amin’ny fiangonana FJKM Ambohimanga Rova ny alahady 16 oktobra lasa teo ary nanatrika «rassemblement» teny amin’ny tobin’ny zandary etsy Fiadanana izay tarihiny rahateo, omaly alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2011
Actualités.Resaka “maintien en activité” mpampianatra oniversite “Lalàna efa misy ihany no ampiharina”, hoy ny minisitra Zafera

Namoaka fanambarana manameloka ny fanafoanana ny “maintien en activité” an’ireo mpampianatra oniversite feno 60 taona ny sampana SECES nandritra ny fivoriana ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2011
Actualités.Miaramilan’ny SADC Voakaraman-dRavalomanana ?

Ho an’i Nicolas Randrianasolo, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita dia tsy misy ilana izany miaramila avy amin’ny SADC izany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT