• Zoma 04 Novambra 2011
Actualités.Faha-75 taonan’ny Amiraly Ratsiraka Lanonambe ao Toamasina anio

Anio 04 novambra no hankalaza ny faha-75 taona nahaterahan’ny Amiraly Ratsiraka Didier Ignace.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2011
Actualités.Fahatapahan-jiro Mbola ho lava

Nilatsaka ny baiko avy eo anivon'ny orinasa Jirama fa samy mandray andraikitra avokoa izay voakasika rehetra amin'ny fahatapahan-jiro eto an-drenivohitra sy manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2011
Actualités.Tsy Aritra Rombo be nanala baraka !

Nalaza taty Afrika tamin'ny fampiantranoana ny Afrobasket Women sy Men isika teto Madagasikara ary afaka nirehareha mihitsy ny federasionin'ny taranja basket-ball fa mahavita azy sy afaka nampiseho fa mahay mikarakara hetsika goavana tahaka ireny i Madagasikara na dia mandalo krizy aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2011
Actualités.Polisin'i Mahamasina Lasa nifindra toerana ny kaomisera Fidèle

Omaly maraina no vita soa aman-tsara ny famindram-pitantanana teo amin'ny kaomisera lehiben'ny polisy teo aloha etsy Mahamasina sy ny kaomisera hisolo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2011
Actualités.Tsy Aritra Nidiran'andro

Ekena fa maina ny tany, tsy misy ny orana, lafo be ny solika, hany ka sahirana ny Jirama amin'ny famokarana sy famatsiana ny jiro sy ny rano.

Hamaky ny tohiny
FTT