- Alarobia 16 Novambra 2011
Actualités.Polisy monisipaly efatra no fantatra fa tsy mety atao famotorana eny anivon'ny polisy nasionaly taorian'ilay tranga teny Mahamasina ny alahady teo.
Hamaky ny tohiny
Natao ny sabotsy sy ny alahady teo, ny «Tournoi Ravalomanana» nokarakarain´ireo Tanoran´i Marc Ravalomanana (TMR) Toamasina.
Hamaky ny tohinyInspektera sy polisy tsotra miisa 380 isa no noraisina hianatra ao amin’ny sekoly ENAP Antsirabe nandritra ny fifaninanana farany teo.
Hamaky ny tohinyNilaza tamin’ny vahoaka tao Iajaky Ambositra ny alatsinainy 07 novambra lasa teo fa maty ary niakatra tany an-danitra nandritra ny adiny roa i Aina na Solofoniaina Lala Bernard, tovolahy 14 taona.
Hamaky ny tohinyTonga nila vonjy teny amin’ny biraon’ny HAFARI (mpiaro ny zon’ny voatsindry hazo lena) teny Anosizato omaly ny solontenan’ireo olona tra-boina vokatry ny fanjerana ny tranon’izy ireo teny Ampitatafika Avara-tetezana.
Hamaky ny tohinyRehefa nilamina ny eny Mandena dia lasa ao Ehoala indray ny ady tany hifanaovan’ny QMM sy ny mponina ao an-toerana.
Hamaky ny tohiny