• Alarobia 23 Novambra 2011
Actualités.Volamena teny Ivato Betsaka ny “intervention”

Araka ny loharanom-baovao dia betsaka ireo olona izay manao “intervention” ny amin'ny tokony hamotsorana ilay steward nahatrarana volamena 9.5 kg teny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato afak'omaly hariva tamin'ny 5 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2011
Actualités.Fitoriana mpiasam-panjakana Tafakatra dimy sahady, tezitra ny vahoaka ao Manandriana

Manao tohivakana amin’izao fotoana izao ny fitoriana ataon’ny olona sasany ireo mpiasam-panjakana am-perinasa ao amin’ny Distrikan’i Manandriana, Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2011
Actualités.Afera 2009 Hotsaraina ny raharaha baomba sy dosie Viva

Tsy miady tsy miady fa ny kibay an-kelika ihany ! Izay no mahalaza ny trangan-javatra miseho tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2011
Actualités.Orinasa Tiko Toamasina Mitohy ny fandrobana

Tsy mijanona fa dia ataon’ny FAT tantely afa-drakotra tanteraka ny fananan’ny Filoha Ravalomanana, indrindra fa ny ao Toamasina, araka ny loharanom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2011
Actualités.Fitaterana an-drenivohitra Ny aza tratra ihany

Manararaom-pahefana ary tsy manara-dalana no azo hilazana ity mpitandro ny filaminana iray nitondra “Scooter” ka nanapaka (nanome sazy) taxibe iray naka olona teo am-pitan’ny Makiplast Andoharanofotsy afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2011
Actualités.Kaominin´i Toamasina Horavan’ny Emmo-Reg ny fitokonan’ny mpiasa ?

Izao vao manomboka taitra amin´ny olan´ny Kaominina ny ankamaroan´ireo fikambanana maro misy ao Toamasina Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT