- Alakamisy 12 Mey 2011
Actualités.Jiro sy rano Tafakatra efatra miliara ny trosan’ny oniversite Toamasina
Manomboka miditra amin’ny fanapahana jiro amin’ireo biraom-panjakana tsy mahefa ny fandaniany ny Jirama Toamasina. Roa volana lasa izay no nisy ny fampahalalana ny tokony handoavan’ireo biraom-panjakana ny trosany amin’ny Jirama Toamasina.
Hamaky ny tohiny
