• Alatsinainy 12 Desambra 2011
Actualités.Toliara Hosamborin'ny zandary ireo polisy namono mpitsara

Naharitra ora dimy ny fivorian'ny tomponandraikitra tany Toliara omaly tao amin'ny biraon'ny Faritra Atsimo Andrefana ao Mitsinjo Betanimena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Actualités.Nahetsika ny miaramila Noheverina fa tonga i Marc Ravalomanana

Poa toa izay dia efa hipoka miaramila teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Actualités.Raharaha nahafaty an´i Nadine Ramaroson MD ao Toamasina izy roa lahy nitondra ny vedety

Ny talata 06 desambra alina no niditra am-ponja vonjimaika, izy mirahalahy dia i Ficolin, 33 taona, “bosco”-n’ny vedety sy Landry, 26 taona, “skipper”-n´ilay vedety, raha avy niakatra fampanoavana izay ny lehiben´ny fampanoavana avy hatrany no nisahana ny antontan-taratasin´ady rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2011
Actualités.Raharaha satroboninahitra Olona enina voasambotra

Mandeha ny famotorana mikasika ilay halatra tao amin'ny lapan'Andafiavaratra ka nahavery ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2011
Actualités.“Couronne” very Tsy mbola hita hatreto !

Hatramin’ny omaly hariva niantsoanay farany ny tomponandraikitry ny mpitandro ny filaminana dia tsy mbola nahitam-bokany aloha ny fikarohana ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona I.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2011
Actualités.Bizina hafa kely Firaisana indray mandeha sandaina 500.000 Ar

Tovolahy maromaro any Ambatondrazaka no sendra mpianaka manao ity bizina hafa kely ity. Anisan’ny voafandrika tamin’izany ny tovolahy iray 20 taona mipetraka ao Betoloha Kaominina Ambandrika, Distrikan’Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
FTT