Actualités

Raharaha satroboninahitra Olona enina voasambotra


  • Alarobia 07 Desambra 2011

Mandeha ny famotorana mikasika ilay halatra tao amin'ny lapan'Andafiavaratra ka nahavery ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona.

 Olona 15 no fantatra fa efa natao fanadihadiana mikasika ity zava-ntiranga teny Andafiavaratra ity. Olona enina kosa no fantatra fa notazomina mihitsy eny anivon'ny polisy misahana ny heloka bevava. Araka ny tsiliantsofina dia avy amin'ny alalan'ny dian-tanana no itondrana ny famotorana ka hikarohana ireo olona nahavanona ity halatra ity. Nisy dian-tanana mantsy teo amin'ny fitaratra fitoeran'ilay satroboninahitra. Ny mpiambina ilay lapa eny Andafiavaratra no lohalaharana voalohany tamin'ireo olona notanana. Misy fampitoviana ilay dian-tanana amin'ny an'ireo olona ahiahiana
ireo, araka izany.
Solonirina

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT