• Alakamisy 15 Desambra 2011
Actualités.Raharaha «Elysé» Ho avy ny ampamoaka

Mihamazava ankehitriny ny ao ambadiky ny famonoana an’i Elysé, ilay ambara fa jiolahy raindahiny nosamborin’ny FIS tany Mahajanga tamin’ny 16 oktobra ary nindaosin’ny fahafatesana ny ampitson’io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2011
Actualités.Raharaha Toliara Polisin’ny FIP 25 nalefa hiaro ny namany

Roa andro lasa izay no niainga teto an-drenivohitra ireo polisin’ny FIP Antanimora izay nalefa hihazo an’i Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2011
Actualités.«Salon du Luxe» Ho meva ny krismasy amin’ity

Hetsika iray miavaka hanamarika ny fetin’ny krismasy amin’ity 2011 ity ny «Salon du Luxe» izay hotontosaina etsy amin’ny Carlton ny 21 sy 22 desambra ho avy izao, karakarain’ny gazety Jejoo miaraka amin’ny Rotary Club Ainga sy ny Continental Auto ary ny hotely Carlton.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2011
Actualités.Hentitra ny mpitsara «Tsy hilefitra mihitsy izahay !»

Hentitra ny fanambarana navoakan’ny SMM na Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara omaly maraina, manoloana ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny lehibe tao amin’ny polisim-pirenena, izay nambaran’izy ireo fa miendrika fandrahonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2011
Actualités.Trano Mora Fianakaviana 200 tafo hotrongisina ao Andranonahoatra Antsirabe

Mihorohoro ny mponina ao Andranonahoatra Antsirabe I teo anatrehan’ny ramatahora natao azy ireo fa hotrongisina amin’ny tany onenany efa am-polony taona maro raha tsy miala mialoha ny febroary 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Actualités.Andro eran-tany ho an´ny JCI Nomarihina tamin’ny fampitana traikefa

Tsy nanadino ny andro maneran-tany ho an´ny tanora olom-pirenena mandray andraikitra, antony nananganana ny “Jeune Chambre International (JCI)”, ireo tanora mpikambana eo anivon´ny JCI Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT