• Talata 20 Desambra 2011
Actualités.KOM-TIM Anosipatrana Mahatsiaro hatrany ny kilonga madinika

Toy ny fanaony isan-taona dia tsy mitsahatra ny mamalifaly ireo ankizy ao aminy ny fikambanana Kom-Tim Anosipatrana atsinanana amin’ny fankalazana ny fetin’ny krismasy sy taom-baovao toy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2011
Actualités.Miaramila gadra politika Tsy mbola miverina amin’ny laoniny ny karaman’izy ireo

Tsy mbola miverina amin’ny laoniny hatramin’izao ny karaman’ireo miaramila voarohirohy niaraka tamin’Atoa Ralitera ka efa nahazo fahafahana vao tsy ela akory izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Actualités.Lietna Kolonely Charles Any La Réunion, nodidiana fanindroany

Nalefa notsaboina atsy amin'ny nosy La Réunion ny sabotsy lasa teo ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina, rehefa avy nodidiana tetsy amin'ny HJRA ka nanapahana ny tsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Actualités.Analakely Manararaotra ireo mpanendaka

Afaka manao izay danin’ny kibony mihitsy ireo mpanendaka sy ireo mpangarom-paosy ankehitriny amin’ny fanatanterahana ny asa ratsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Actualités.Toamasina Tsy nisy herinaratra omaly

“Tsy vokatry ny fahasimban´ny fitaovana akory no tsy mampisy herinaratra androany (ndlr: omaly alahady), fa vokatry ny fanatsarana sy fanadiovana ary fanoloana ireo fitaovana ela niasana sy antitra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2011
Actualités.Behoririka Nitifitra ny miaramila

Olona roa no indray naratra vokatry ny tifitra nataon’ny miaramila iray tetsy Behoririka ny alin’ny talata hifoha alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
FTT