Actualités

KOM-TIM Anosipatrana Mahatsiaro hatrany ny kilonga madinika


  • Talata 20 Desambra 2011

Toy ny fanaony isan-taona dia tsy mitsahatra ny mamalifaly ireo ankizy ao aminy ny fikambanana Kom-Tim Anosipatrana atsinanana amin’ny fankalazana ny fetin’ny krismasy sy taom-baovao toy izao.

 Amin’ity taona ity dia fizarana vatomamy sy bisikitra no hotanterahin’izy ireo ny sabotsy 24 desambra ho avy izao eny an-toerana. Ezaka manokan’ny fikambanana no handavorariana izao hetsika izao. Araka ny filazan’ny mpikambana dia mitaky tsy misy hatak’andro ny hampodiana an’i Dada izy ireo. Efa tonga maro izy ireo tamin’ny fitsenana voalohany tamin’ny 19 febroary 2011 ary ho avy masiaka amin’ny fahatongavany manaraka. “Homba anao sy ny ankohonanao ary ny vahoakanao mandrakariva Andriamanitra Andriamatoa filoha”, hoy ny namaranany ny teniny.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT