Actualités

Analakely Manararaotra ireo mpanendaka


  • Alatsinainy 19 Desambra 2011

Afaka manao izay danin’ny kibony mihitsy ireo mpanendaka sy ireo mpangarom-paosy ankehitriny amin’ny fanatanterahana ny asa ratsiny.

 Tsy ny eny Analakely ihany fa na ny eny Behoririka sy ny eny Andravoahangy, dia mifanitsakitro mihitsy ireo mpiantsena. Manararaotra izany hamaroan’ny olona izany ary ireto olon-dratsy dia mody mitakisinkisina, nefa mangarom-posy sy poketra ihany. Misy ihany koa anefa ireo tonga dia misintona maina fotsiny izao ny firavaka eny am-bozon’ny olona. Noho izany, dia tokony hitandrina ihany ny tsirairay rehefa hivoaka ny trano mba tsy ho firavaka saro-bidy no hanaovana ka manjary hanintona an-dry zalahy.
Rabe

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT