Actualités

Miaramila gadra politika Tsy mbola miverina amin’ny laoniny ny karaman’izy ireo


  • Talata 20 Desambra 2011

Tsy mbola miverina amin’ny laoniny hatramin’izao ny karaman’ireo miaramila voarohirohy niaraka tamin’Atoa Ralitera ka efa nahazo fahafahana vao tsy ela akory izay.

 Nomarihan’izy ireo fa nandritra ny fotoana nitazonana azy ireo tany am-ponja dia ny antsasa-karamany sisa no noraisin’ny vady aman-janany tety ivelany ary dia izao tsy mbola tafaverina amin’ny laoniny izao ihany mandraka ankehitriny. Manao antso avo amin’ireo tompon’andraiki-panjakana mivantana izy ireo mba hijery ifotony ity raharaha ity fa ny kibo tsy mba lamosina, hoy izy ireo, ary ny tsinay tsy mba vatsy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT