- Alatsinainy 06 Jona 2011
Actualités.Foiben-ketra Analamanga Hidina hisava ireo mpitsoaka adidy amin’izay
Vaindohan-draharahan’ny sampandraharahan’ny hetra tamin’ity taona ity ny fanatonana hatrany ny vahoaka.
Hamaky ny tohinyVaindohan-draharahan’ny sampandraharahan’ny hetra tamin’ity taona ity ny fanatonana hatrany ny vahoaka.
Hamaky ny tohinyNitatra ilay raharaha «Pédophilie» na fametavetana anenjehana teratany frantsay voalaza fa mpandraharaha ao Sainte Marie sy ao Toamasina renivohitra.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina ny mponina any Mananara Avaratra amin’ny afitsok’ity mpandraharaha lahy iray any an-toerana.
Hamaky ny tohinyAndrasana amin’ity anio ity izay hetsika hotontosain’ireo mpitsabo mpanampy manoloana ny fitakiany hampiakarana ho 1200 ny marikaraman’izy ireo. Fitakiana izay tsy vaovao intsony fa efa tamin’ny andron’ny praiminisitra lefitra nisahana ny fahasalamana, Pr Tehindrazanarivelo Alain.
Hamaky ny tohinyMiteniteny mihitsy ankehitriny ny vola raha te ho mpiasam-panjakana. Volabe tokoa raha toerana ambonimbony no kendrena.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny minisitry fitantanam-bola sy ny tetibola, Hery Rajaonarimampianina fa mbola tsy niverina hatramin’izao ny fanampiana avy amin’ireo mpamatsy vola mahazatra raha ny lafiny ara-toekarena sy momba ny fampandehanan-draharaha eo anivon’ny fanjakana no resahana.
Hamaky ny tohiny