• Alakamisy 29 Desambra 2011
Actualités.Ankorondrano Fokontany harodana : nisahotaka ny olona

Raikitra ny savorovoro omaly hariva teny Ankorondrano. Voatery nidina teny an-toerana ny polisy nandamina ny raharaha vao nilamindamina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2011
Actualités.Inspection Générale de l’Etat (IGE) Misy didim-panjakana «matoatoa» ?

Ny 17 oktobra 2011 no nivoaka ilay didim-panjakana, mitondra ny laharana 2011-636.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2011
Actualités.Sambo rendrika tany CAP Masoala Mpianatra ao Barikadimy ny 12 tamin’ireo nentiny

Mitohy ny fahazoana ny vaovao mikasika ilay sambo kely “Elisabeth I” rendrika teo anelanelan´ny CAP Masoala sy Antalaha ny alin´ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2011
Actualités.SMM Hihaona amin'ny Amerikanina

Hihaona amin'ny masoivoho amerikanina anio ny SMM. Izay indray ny feo mandeha mahakasika ny famahana ny olan'ny sendikan'ny mpitsara amin'ny polisy.

Hamaky ny tohiny
FTT