Actualités

Raharaha “Rehavana Michel” Matoky ny fitsarana izahay, hoy ny fianakaviany


  • Alakamisy 29 Desambra 2011


 Niseho ary naneho ny heviny ny fianakaviana Rehavana Michel, ilay mpitsara lefitry ny mpampanoa lalàna novonoina andiana polisy tany Toliara ny 09 desambra 2011. Nanao antso izy ireo omaly mba tsy hisy fanararaotana politika amin’ny zava-nitranga. Vono olona no niseho. Eo am-pelatanan’ny Fitsarana ny raharaha ankehitriny. Matoky ny fitsarana izahay, hoy ny fianakaviana, ary manaiky izay didy havoakany. Milaza ho tsy manana olana amin’ny polisy izy ireo, ary dia vonona hiroso amin’ny fifamelana sy fampihavanana izy ireo aorian’izay.
Nangonini Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT