- Talata 03 Janoary 2012
Actualités.Emmo-Reg Tsy nisy fanafihana mitam-basy, hono
Anisan'ny nanamarika ny faran'ny taona 2011 sy ny fiandohan'ny 2012 ny vaovao navoakan'ny avy amin'ny Emmo-Reg eny Ankadilalana omaly.
Hamaky ny tohinyAnisan'ny nanamarika ny faran'ny taona 2011 sy ny fiandohan'ny 2012 ny vaovao navoakan'ny avy amin'ny Emmo-Reg eny Ankadilalana omaly.
Hamaky ny tohinyAhiana ho ambany dia ambany ny vokatra hiakatra avy any Alaotra Mangoro amin’ny taom-pamokarana ho avy eo noho ny tsy fisian’ny orana.
Hamaky ny tohinyDia mbola mitohy hatrany ny fandefasana mody ny mpangalatra ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny 72ora izay no efa nanome fampitandremana ny tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Shoprite ireo mpiasa.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fivorian’ireo mpampianatra mpikaroka mivondrona eo anivon’ny SECES Toamasina, ny alarobia lasa teo dia nanapa-kevitra ny hampiato ny fampianarana sy ny asa rehetra mifandraika amin’ny fampianarana, indrindra ny fanadinana sy ny famoahana naoty ary ny fanaovan’ny mpianatra fanohanana voka-pikarohana ny volana janoary 2012 ho avy izao.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny herinandro izay no tsy niakatra birao ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika Malagasy, ny jeneraly Ndriarijaona André.
Hamaky ny tohiny