Actualités

Alaotra Mangoro Anjakan'ny fanararaotam-pahefana


  • Zoma 30 Desambra 2011

Ahiana ho ambany dia ambany ny vokatra hiakatra avy any Alaotra Mangoro amin’ny taom-pamokarana ho avy eo noho ny tsy fisian’ny orana.

 Efa nandalo fahasahiranana anefa ireo tantsaha tamin’ity taona ity noho ny antony maro samihafa. Fa anisan’ny mampijaly ny mponina koa ny fanararaotam-pahefana ataon’ny sasany, eo koa anefa ny fanararaotana amin’ny tsy fahamarinan-toeran’ny fanjakana. Olana sedraina, ohatra, ny fandrobana tany. Mpitandro ny filaminana sy vaditany avy aty Antananarivo no entin’ireo milaza ho tompon’ny tany any an-toerana hakana ny tanin’olona.
Nangonin'i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT