• Alarobia 04 Janoary 2012
Actualités.Tana Hatahorana sahady ny orana

Trano efatra no voatery narodana tetsy Isotry omaly satria efa antitra loatra ka hatahorana hihotsaka ho azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2012
Actualités.Hopitaly Be Toamasina Gejain´ny fanjakana ny vola tokony hiasany ?

Zava-nisy nefa tsy noresahina nanomboka ny volana mey 2011 hatramin´izao taona vaovao izao ny olana ara-bola mahazo ny hopitaly be Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2012
Actualités.Grevin’ny mpitsara Manangam-bovona ihany koa ny mpisolovava

Manoloana ny fikatsoan’ny asan’ny fitsarana amin’izao fotoana izao noho ny fitokonan’ny mpitsara mivondrona eo anivon’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara na ny SMM dia maneho ny heviny ihany koa ny holafitry ny mpisolovava.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2012
Actualités.Mpitsara sy polisy Mbola samy miziriziry amin'ny heviny !

Raha araka ny resaka nifanaovana tamina mpitsara iray dia hentitra amin'ny fanapahan-keviny ny fianakaviamben'ny mpitsara mivondrona ao amin'ny SMM, ary tsy hilefitra mihitsy manoloana ny famonoana ny naman'izy ireo tany Toliara ny 9 desambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Actualités.Faran’ny taona Nilamina Antsirabe

Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona raha ny tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT