• Zoma 06 Janoary 2012
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Ahiana ho tapaka tanteraka

Eo amin’ny ampahan-dalana PK 139,400, eo anelanelan’ny tanàna Ambohitovolahy sy Vohidiala no misy tetezana iray izay nisy nangalatra ny vy fanambaniny ka ny godorao sisa no mitazona ilay lalana tsy hihotsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2012
Actualités.Antsakaviro Saika nipoaka ny BFV

Nihorohoro ny mpiasan'ny banky BFV etsy Antsakaviro omaly tokony ho tamin'ny 12 ora sy 20 minitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Actualités.Leo faneriterena Hiteny amin'izay ny mpanao gazety

Hanatanteraka fivoriambe etsy amin'ny Institution Sainte Famille Mahamasina ny mpanao gazety ny tolakandron’ny sabotsy 07 janoary 2012 izao, araka ny fanapahan-kevitra taorian'ny fivoriana nataon'ireo mpikambana vonjimaika mitarika ny COPP na "comité d’organisation provisoire de la presse” ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Actualités.Serasera sy asa fanaovan-gazety Sahiran-tsaina ingahy minisitra ?

Tahaka ny sehatra maro eto amin’ny firenena dia mandalo krizy ihany koa ny tontolon’ny serasera sy ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Actualités.Vahoaka Miray Hanohana ny hetsiky ny gadra politika anio

Tsy maintsy tanterahina hatramin’ny farany ny tolona, hoy ny VAMI (Vahoaka Miray), fivondronan’ny mpitolona mpandala ny ara-dalàna hatrany am-boalohany, fa izay no efa nimatimatesana.

Hamaky ny tohiny
FTT