• Alakamisy 19 Janoary 2012
Actualités.Zokiolona Malagasy Tsinontsinoavin’ny FAT

Mahatsiaro ireo zokiolona fa miharatsy hatrany tahaka ny fiainan’ny firenena koa ny zava-misy iainan’izy ireo amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2012
Actualités.Mpanao gazety malagasy Niaina ny sivana sy ny teritery samihafa ary ny famonjana

Nitoerana ady hevitra samihafa tao ho ao ny amin’ny fahalalahan’ny asam-panaovan-gazety eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2012
Actualités.Lapan’i Mahazoarivo Nanamarika ny Andron’ny manamboninahitra

Nanamarika ny andron’ny Manamboninahitra : 12 janoary ireo Manamboninahitra ao amin’ny «Bataillon de Sécurité de la Primature» (BSP) eny Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2012
Actualités.“Chèque carburant” Tsy mandray ny tobin-tsolika, sahirana ireo mpiasa mamita iraka

Tojo fahasahiranana ankehitriny, ary dia velon-taraina ireo mpiasam-panjakana mamita iraka eto an-drenivohitra na ireo hamitaka iraka ivelan’Antananarivo, ka manao solika eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2012
Actualités.Famonoana mpitsara tany Toliara Niampy Kaomisera roa ireo nampidirina am-ponja

Naharitra ora maro ny fanolorana ireo kaomisera roa izay tompon'andraikitra tany Toliara tamin'ny fotoana nisian'ny olana teo amin'ny polisy sy ny mpitsara.

Hamaky ny tohiny
FTT