Actualités

Trano Mora Fianarantsoa Mitritra an-toerana tsy notokanana akory


  • Alakamisy 19 Janoary 2012


Ny vita orina simba an-toerana, ny hafa henjehina hatsangana ihany. Izay ny zava-mitranga amin’ireo trano mora miorina ao Andrainjato Fianarantsoa. 

 Mitritra tsotra izao ny trano vita. Ho an’ny mpahay trano dia tsy hita izay hanaovana ny simba satria miorina ambony ranontany tsy mbola mirendrika akory ny ankamaroan’ireo trano fampanantenan’i Andry Rajoelina ireo. Mampidi-doza tanteraka ireo trano ireo raha hitoerana araka ny filazan’ny mpahay trano hatrany.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT