Actualités

Lapan’i Mahazoarivo Nanamarika ny Andron’ny manamboninahitra


  • Zoma 13 Janoary 2012

Nanamarika ny andron’ny Manamboninahitra : 12 janoary ireo Manamboninahitra ao amin’ny «Bataillon de Sécurité de la Primature» (BSP) eny Mahazoarivo.

Lanonana natrehin’ny Praiminisitra Omer Beriziky. Araka ny fanao ara-miaramila dia ny Manamboninahitra zandriny indrindra, ny Sous Lieutenant Razafianaka Maxime no nitarika ity lanonana fanamarihanana ny 12 janoary teny Mahazoarivo ity. Araka ny fomba fanao dia samy notolorana «gisa» ny Praiminisitra sy ny Sekretera Jeneralin’ny governemanta, ny Jeneraly Ralala Roger. Nanatrika ny fotoana koa ny Tale Kabinetra miaramila ao amin’ny Fiadidiana ny Praiminisitra, ny Jeneraly Raharijaona. Ankoatr’izay dia nisy ny fiarahana mihazakazaka sy ny sakafo mitam-pihavanana ary nofaranana tamin’ny fanovana lalao ara-panatanjahantena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT