• Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Iavoloha Hiaraka hifety ireo jeneraly vao nahazo galona sy ny filohan’ny FAT

Hisy lanonambe eny Iavoloha anio. Araka ny loharanom-baovao dia ireo be kintana vao nahazo galona nomen’ny filohan’ny FAT no hiaraka hilanonana aminy anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Fianarantsoa Mampiaka-peo koa ny mpianatry ny oniversite

Vao maraina dia efa nifamory ny mpianatra teo amin’ny Cité Andrainjato, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Raharaha Toliara Mampiaka-peo ny fikambanan'ny kaomisera

Nivoaka tamin'ny fahanginana omaly ny fikambanan'ny kaomisera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Zon’ny ankizy eto Madagasikara Mampitsangam-bolo ny zava-misy, hoy ny GTT International

Tato anatin’ny telo taona dia tsy nitsaha-nitotongana ny fanajana ny zon’ny ankizy teto Madagasikara satria dia nataon’ireo mpanongam-panjakana tsinontsinona ny fanajana ny zon’olombelona sy ny zon’ny ankizy Malagasy, hoy ny GTT iraisam-pirenena manana ny foibeny any Suisse.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Actualités.Famonoana mpitsara tany Toliara Polisy brigadier iray nampidirina am-ponja indray

Mitohy hatrany ny fampidirana am-ponja polisy taorian'ilay voalaza fa namonoan'izy ireo mpitsara iray tany Toliara ny 9 desambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Actualités.Fitokonan'ny SECES Ary ahoana ireo vola be omena ny mpamory hetra ?

Lasa ady eo amin'ny minisitry ny Vola sy ireo mpampianatra mpikaroka ny olana eny amin'ny oniversite.

Hamaky ny tohiny
FTT