• Alarobia 25 Janoary 2012
Actualités.Marc Ravalomanana Nampahery ny fianakavian’i Njaka

Niantso an-tariby nivantana avy any Afrika Atsimo, nampahery ny vady aman-janak’i Njaka Lalaina Rabemiarana, ilay raim-pianakaviana nandeha hitsena an’i Dada teny Ivato ny sabotsy 21 janoary saingy maty voan’ny vongana lakrimozena nalefan’ny Emmo-Reg teny an-dalana hamonjy fodiana, ny filoha Marc Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2012
Actualités.Raharaha BANI Navoaka teny Tsiafahy ireo miaramila voarohirohy

Nivezivezy mihitsy ny fiaran’ny mpiandry fonja omaly tamin’ny fanaterana ireo miaramila izay voarohirohy tamin’ny raharaha BANI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2012
Actualités.Oniversite Ankatso Hampiaraka ny tolona ny SECES sy ireo mpianatra

Tsy tontosa omaly ny hetsika nokasain’ireo mpianatra eny amin’ny Oniveristen’Antananarivo hatao teo amin’ny «Esplanade Ankatso» miaraka amin’ireo namany avy eny Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Actualités.Kolonely Charles Efa mahatsiaro saina tanteraka

Araka ny loharanom-baovao avy any La Réunion dia mihatsara ny fahasalaman’ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina any an-toerana amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Actualités.Tambin-karaman’ny Seces Nampidirina anaty vata-karama avokoa

Antony ampikatsoan’ny mpampianatra mpikaroka ny asa fampianarana ny tsy fahazoan’izy ireo ny ora ambony ampanga tamin’ny taona 2011 sy ny tsy fandraisany feno ilay tambin-karama momba ny fikarohana mitentina 8 hetsy ariary isam-bolana araka ny voalazan’ny didim-panjakana nivoaka tamin’ny oktobra 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Actualités.Vokatry ny NOTAM Ninihitsoka tao Ambalamanasy ny mpandehan’ny Air Austral

Hatezerana, fahasorenana, hasosorana ! Izay no hita tamin´ireo mpandeha sy ireo handeha ny zotra Air Austral hihazo sy ireo tonga avy any La Réunion ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT