- Zoma 27 Janoary 2012
Actualités.Naneho ny heviny ny PDG-n’ny Airlink “Mialoha ny fiaingana no tokony ho navoaka ny NOTAM”
Mety ho lasa lavitra ny raharaha mikasika ny fanakanan’ny fitondrana tetezamita ny fiaramanidin’ny Airlink tsy hipetraka teo Ivato ny sabotsy 21 janoary lasa teo.
Hamaky ny tohiny