- Talata 07 Febroary 2012
Actualités.Saropody Tanjombato Feno trano mora vita amin’ny «sachet»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hafaliana ny an'ny vahoaka Amerikana nahita ny vadin'ny filoha Obama nanao pômpy nivantana tamin'ny fahitalavitra ny alakamisy lasa teo.
Hamaky ny tohinyEfa ho telo volana katroka izao no niainan’ireo mponina manodidina an’Ankazotokana Ambanidia ny kotaba sy ny hirahira avy ao amin’ny toerana fanaovana irony karaoke irony ao an-tanànan’izy ireo izay efa nitondrany fitarainana teny anivon’ny Fokontany Ambanidia, ny Firaisana II ary ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyTsy diso anjara fa nanamarika ny fety fahatratrarana ny taona vaovao 2012 ireo zokiolona ao Ambositra izay miankina amin’ny fiadidiam-paritry ny Ministeran’ny mponina sy ny raharaha sosialy ao Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohinyTany amin’ireo mpianatry ny oniversiten’i Fianarantsoa avy hatrany no nahiahian’ny maro raha vao nahita ny lavaka be teo ambava-tetezana eo Antanifotsy, ka nitarika ny fahatapahan’ny lalana, mihazo an’Andrainjato mipaka any Mahasoabe any.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina amin’izao fotoana izao ireo “Victimes-2009” na ireo olona niharam-boina tamin’ny zava-niseho tao Antamponivinany ny 04 sy 06 martsa 2009 nandritra ny tolona natao tao Ambositra.
Hamaky ny tohiny