• Alarobia 15 Febroary 2012
Actualités.Kaominina Manakara Misy fanodinkodinam-bola ?

Nanomboka ny zoma lasa teo ary dia mbola nitohy omaly talata ny fanadihadiana atao amin’ireo mpiasa mikasika ny fitarain’izy ireo fa misy fanodikodinam-bola ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2012
Actualités.Hopitaly Befelatanana Mifangarika ny fotodrafitrasa

Malaza dia malaza ankehitriny ny fananganana hopitaly vaovao manara-penitra eto amintsika. Ireo mikatona noho ny tsy fisian’ny mpitsabo sy tsy fahampian’ny fanafody ary noho ny tsy fisian’ny fikarakarana ny toerana misy anefa etsy an-kilan’izay dia miseho lany ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Actualités.Botozaza Pierrot Nitety boriborintany nizara fanampiana

Ankoatra ny fizarana fanampiana dia nanolotra omby iray isaky ny Boroborintany hanaovan´ny vahoaka fety noho ny taona vaovao ny praiminisitra lefitra, Botozaza Pierrot, ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Actualités.Fampihorohoroana Nisy nitoraka «cocktail molotov» ny Nalugaru 67ha

Asa fampihorohoroana avy hatrany no teny am-bavan’ny maro, raha nandre fa nisy nitoraka «cocktail molotov» ny hotely Nalugaru etsy amin’ny 67ha Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Actualités.Mampikony Hanao HIMO ny mpianatra ?

Nanaitra ny ray aman-drenin’ny mpianatra ny nandrenesan’izy ireo ny fanentanana mikasika ny andron’ny sekoly any Mampikony hatao ato ho ato, fa dia ampitondraina fasika, vatokely sy angady, ny mpianatra fa hoe hanamboatra ny lalan’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Actualités.Antanimena Saika rafitr’ady ny “TIM” sy TGV

Tranga hafa kely no niseho ny sabotsy teo, andro farany tamin’ny fikaonan-doha manodidina ny fivarotantenan’ny zaza tsy ampy taona, natao tetsy amin’ny Astauria Antanimena.

Hamaky ny tohiny
FTT