• Zoma 17 Febroary 2012
Actualités.Mpitsara sy Polisy Niravona ny olana, dia ahoana ny ho tohiny ?

Mahavelombolo ihany aloha hatreto ny fihaonana teo amin'ny mpitsara sy ny polisy teny amin'ny CCI Ivato omaly, izay natrehan'ny minisitr'izy ireo tsirairay avy, ary teo ambany fiahian'ny filohan'ny tetezamita sy ny praiminisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Actualités.Pety Rakotoniaina «Tsy azo akatona ny fitrandrahana ‘tourmaline’ ao Ikalamavony»

Araka ny hevitr’i Pety Rakotoniaina, PDS-n’ny Kaominina ambonivohitr’i Fianarantsoa, dia tsy mety ny hanakatonana ny fitrandrahana «tourmaline» ao Ikamalamavony satria Malagasy an’aliny no mivelona amin’io

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Actualités.Tarika Ambondrona Hiantsehatra ora telo ao amin’ny Louvre anio alina

Amin’izao fiandohan’ny taona izao dia marobe ireo mpankafy efa manontanintany mahakasika ny tarika Ambondrona. Fantaro ary fa hiantsehatra ao amin’ny Louvre Antaninarenina izy ireo anio manomboka amin’ny 9 ora alina, izay iarahan’ny tarika miasa amin’ny restaurant 313 sy ny Mi’Ritsoka Production.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Actualités.Maître Avoko Hamory vahoaka etsy Andrefan’Ambohijanahary

Noho ny fahatsapana ny fahasahiranan’ny firenena sy ny tsy fivahan’ny krizy araka ny nandrandrain’ny rehetra dia mihetsika indray ry zareo mpikatroka kung fu mivondrona eo anivon’ny ANAWI, izay tarihan’ny Maitre Avoko Rakotoarijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Actualités.Rovan’Ambohimanga Nadabok’i Giovanna ireo hazo manan-tantara

Mahatonga saina sy mampanahy ny zava-mitranga eny amin’ny Kaominina Ambohimanga amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Actualités.Tsy aritra Tsy vonona ny hamonjy ?

Raha jerena mivantana ety ivelany dia hita fa niasa tokoa ny mpamonjy voina ao Tsaralalàna amin’ireo fanalana ny hazo mety handratra eny amin’ny lalana tamin’ny fandalovan’ny rivodoza ny 14 febroary 2012 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT