- Talata 21 Febroary 2012
Actualités.Toamasina Nisy nanely feo fa voapozina ny rano
Ny sabotsy alina teo no nanao ny andrana tamin’ny ozinina mpamokatra asidra solfirika, ny tetikasa Ambatovy ao Tsararivotra.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy alina teo no nanao ny andrana tamin’ny ozinina mpamokatra asidra solfirika, ny tetikasa Ambatovy ao Tsararivotra.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Manomboka mampiaka-peo ny mponina eny Ambohimangakely eny amin’ny fitarazohan’ny asa fanarenana ny tetezana izay nihotsaka vokatry ny ranobe nentin’ny rivodoza Giovanna farany teo.
Hamaky ny tohinyToerana efa tsy laitra fa anisan’ny ahitana fitohanan’ny fifamoivoizana izay tsy izy ary saika mandava-taona mihitsy (tahaka ireo marobe eto an-drenivohitra) ny miala eny Mandroseza mandalo an’Ambanidia mandra-pahatonga aty amin’ny “route cirlulaire” Ankorahotra iny.
Hamaky ny tohinyMisy amin’ireo zanaka mpanankarena na koa mpitondra ambony no mihetraketraka.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny