• Alakamisy 23 Febroary 2012
Actualités.Esplanade Analakely Vao niteny dia voasambotra

Tsy mahazaka ny adim-piainana intsony ary leo ny tsindrihazolena sy fanaovana tsinontsinona azy ireo vahoaka madinika ka niainga nanao hetsika hiantsoana ireo miaramila handray ny fitondrana tetsy amin’ny Esplanade Analakely omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2012
Actualités.Zoma fanampiana Natao ho an’iza marina ?

Manitikitika ny sain’ny maro ankehitriny ny tsy nanaovana tany amin’ireo faritra nandalovan’ny rivodoza Giovanna ka nahitana traboina aman’alina, ilay Zoma fanampiana fanaon’ny prezidansa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2012
Actualités.Antenimieran’ny Varotra Antananarivo Mitaky ny hanafainganana ny fifidianana Rakotozafy Martin

Mbola namerina indray Rakotozafy Martin, filohan’ny Antenimieran’ny varotra Antananarivo fa mankato ny fametrahana ny komity manokana hisahana ny fikarakarana ny fifidianana ny birao vaovao araka izay najoron’ny ministeran’ny varotra tamin’ny alalan’ny didim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2012
Actualités.Banky Foibe Terena hiasa ireo mpitokona

Tsy mbola milamina ny fiarahamonina eo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara vokatry ny fanalana amin’ny toerany ny Governora Rasamoely Frédéric.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2012
Actualités.Firenena Mikambana Hanome 150 tapitrisa dolara

Manomboka miverina ny famatsiam-bola iraisam-pirenena hatramin’ny nisian’ny fiaraha-mitantana ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT