Actualités

Andrainjato-Fianarantsoa Feno miaramila nirongo basy


  • Talata 21 Febroary 2012


 Nanaitra ny mponina tany Andrainjato sy ny manodidina omaly ny nahita andia-miaramila mirongo basy mitoby tamina toerana samihafa amin’ny lalana avy any Ankazondrano mandalo an’Ivory mipaka eny Antanifotsy mialoha ny hidirana ny faritry ny oniversite. Tampoka ihany no nipoiran’izy ireo satria efa ny tolakandro no tazana. Araka ny fikaroham-baovao dia misy mikononkonona grevy eo anivon’ny oniversiten’Andrainjato ka dia efa niatrana mialoha ny fotoana ireo miaramila mirongo basy ireo.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT