- Talata 28 Febroary 2012
Actualités.PNUD Miha mahantra ny Malagasy
Tsy ho tratra ny ankamaroan’ny fanambin’ny taona arivo fahatelo izay henjehina hatramin’ny taona 2015 ho an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy ho tratra ny ankamaroan’ny fanambin’ny taona arivo fahatelo izay henjehina hatramin’ny taona 2015 ho an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTahaka ny efa fanaony herinandro maromaro izao, dia nanatanteraka fivoriambe teny anosy omaly ny mpitsara, nandinihana ny zava-misy sy ny dingana efa vita amin’ny fitakian’izy ireo ary eo ihany koa ny mety ho fiatoana na ho fitohizan’ny hetsika.
Hamaky ny tohinyMijoro amin’ny maha vato nasondrotry ny tany azy ireo mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversite mivondrona eo anivon’ny Seces.
Hamaky ny tohinyVao tapitra ora iray teo ho eo ny tenin’ny minisitry ny angovo ao amin’ny governemantan’ny Praiminisitra Beriziky Omer, Atoa Razafindroariaka Nestor nilaza fa tsy hisy intsony eto Antananarivo izany Delestazy izany satria efa nakana fepetra fahamaizana ny nametrahana eto gropy manana tanjaka 42 MGW, dia nahariharin’ny fahatapahan-jiro tao an-dapa niaraka tamin’ny teto an-tanànan’Antananarivo iray manontolo fa mbola nisy izany omaly.
Hamaky ny tohinyTsy tolona sy fampitam-baovao ihany akory no tanterahana etsy amin’ny Magro Behoririka fa misy ihany koa ny hetsika manokana hanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-boina sy tra-pahasahiraana tamin’ny fandalova’ny rivodoza Giovanna farany teo.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny Pastera Lala Rasendrahasina, filohan’ny Fjkm, araka ny resaka nifanaovana taminy omaly alina, fa tsy mbola nisy mihitsy ny fampiantsoana nataon’ny FFKM tamin’ny tomponandraiki-panjakana na mpanao politika momba ny fanelanelanana mba hamahana ny krizy.
Hamaky ny tohiny