• Alarobia 29 Febroary 2012
Actualités.Fampitam-baovaon’ny toetr’andro Tsy zaraina amin’ny mponina raha tsy sokirin’ny haino aman-jery

Fotoana mampiakatra ny rano be ny fijojon’ny ora-madinika tahaka izay niseho teto an-drenivohitra tao anatin’ny andro vitsivitsy izay, indrindra ny alahady sy alatsinainy ary omaly talata.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Febroary 2012
Actualités.Tsy Aritra Mifandripaka an-trano !

Mbola miafina any amin’ny toerana tsy fantatra hatramin’izao ny mpanao gazety Jean Paul Randrianiaina, izay nambara fa tompon-kevitra tamin’ny famoahana trakta milaza fa hisy asa fanakorontanana goavana eto Antananarivo ny alin’ny 6 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2012
Actualités.CENIT Fano Rakotondrazaka no solontenan’ny mpanao gazety

Fano Rakotondrazaka (l’express de Madagascar) no voafidy hisolotena ny mpanao gazety eo anivon’ny Cenit.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2012
Actualités.Fitokonan’ny mpampianatra Tsy nisy mpanaraka ny teto Antananarivo, hoy ny Cisco

Nanomboka omaly ny 72 ora nilazan’ny Sempama fa hanatontosan’izy ireo fitokonana fanairana mandritra ny 3 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2012
Actualités.Fiakaran’ny Solika Famonoana ny vahoaka !

Mampihoron-koditra ny isan-tokantrano nanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo ny nahafantarana fa tsy maintsy hiakatra ny vidin’ny solika, tsy mety hita ny marimaritra iraisana eo amin’ny fanjakana sy ireo kaompania mpanafatra solika lehibe 4 ary ireo mpaninjara solika.

Hamaky ny tohiny
FTT