Actualités

Hazobe nianjera amin’ny fefin’ny zaridainan’Ambohijatovo Mety hiandrasana mpandraharaha “bois de rose” na mpaka kitay


  • Alarobia 29 Febroary 2012


 Anisan’ny hazobe nianjera tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza teto andrenivohitra tamin’ny 14 febroary ka nidaboka nanimba ny fefin’ny zaridainan’Ambohijatovo eo amin’ny mandrify indrindra ny sehatry ny Kianjan’ny demokrasia ny hazo mbola tazana eny an-toerana mandraka ankehitriny. Mety mbola hiandrasana mpandraharaha “bois de rose” na koa mpaka kitay angamba ny fanesorana azy io fa tsy mbola hita aloha hatreto izy tompon’andraikitra mikarakara izany. Izay fanamboarana ilay fefy vy aloha, mety ho nofinofy fahavaratra raha tsy hoe angaha misy hisisika hampiasa foana ity kianja malaza tsy azo hidiran’ny mpanao politika ity ka ho eo amin’io toerana io no higorobahan-dry zareo hidirana.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT