- Talata 06 Martsa 2012
Actualités.Tsy aritra Be sandry, tsy misy hetra !
Tsy dia metimety loatra amin’ny miaramila ilay hoe tataovan-ketra tahaka ny an’ny mpiasa ara-dalàna rehetra, ny (tambina)karaman’izy ireo.
Hamaky ny tohinyTsy dia metimety loatra amin’ny miaramila ilay hoe tataovan-ketra tahaka ny an’ny mpiasa ara-dalàna rehetra, ny (tambina)karaman’izy ireo.
Hamaky ny tohinyHirotsaka an-dalambe ny Anakavy Amin-dReny raha mbola ny PDS amin’izao fotoana izao no avela hitantana ny Kaominina Manakara.
Hamaky ny tohinyTafakatra 40.000Ar ny iray gony amin'ny arina fandrehitra na ny saribao ny faran'ny herinandro teo teto an-drenivohitra sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyMiakatra amin’izao fotoana izao ny foza orana eto amintsika. Ireo renirano misy tsikafona no tena ahitana betsaka ity karazana hazandrano hafakely ity.
Hamaky ny tohinyTsy ny solika ihany no nisondrotra, fa efa nialoha lalana azy ny hena sy ny voamaina ary ny legioma
Hamaky ny tohinyTsy nahazo valiny mahafa-po avy amin'ny tompon'andraikitra sy ny manampahefana ireo mpiasan'ny ala koa dia niroso ho amin'ny fitokonana faobe nanomboka omaly.
Hamaky ny tohiny