- Alakamisy 18 Aogositra 2011
Actualités.Rafanomezantsoa Jean Nirina Manjaka ny fanjakazakana sy ramatahora eto amintsika
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nohon’ny tsy fahafenoan’ny fiaramanidina Boeing 767 miisa roa an’ny Air Madagascar ireo fepetra takian’ny vaomiera eorôpena dia tsy nahazo alalana hisidina ny faritra Eorôpa intsony ireo fiaramanidina ireo nanomboka ny faramparan’ny volana aprily 2011.
Hamaky ny tohinyDiso adiresy ! Izay no mahalaza ny tatitra an-gazety iray mpiseho isan’andro eto an-drenivohitra mikasika ny fanodinkodinam-bola nitranga tamina Kaominina iray ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyMbola somary sarotsarotra ho antsika Malagasy ny fividianana entana amin’ny alalan’ny Internet.
Hamaky ny tohinyResabe ao an-drenivohitr’Anôsy hatramin’izao ny tsy fahatongavan’ny laza adina taranja siantifika ho an’ireo mpiadina sokajy C bakalôrea, tao amin’ny foibem-panadinana lycée Pôle.
Hamaky ny tohinyNanaitra ny filazan’ny minisitry ny ala sy ny tontolo iainana tonga tao Toamasina ny zoma tolakandro teo, nanangana ny komity hisahana ny fanisana ireo tahirina andramena amin’ireo mety mitahiry izany sy ireo efa nogiazan’ny FAT noho ny fandikan-dalàna nataon’ireo mpanondrana sy ny mpandraharaha.
Hamaky ny tohiny