• Alarobia 14 Martsa 2012
Actualités.Fizarana fanampiana ho an’ny traboina any Moramanga : Fanodinkodinana ara-politika no misy hoy ny CT Ignace Randriamamizafy

Manaitra ny sain’ny tompon’andraikim-panjakana mpanolotra ireny fanampiana hoan’ny traboina ireny ny CT Ignace Randriamamizafy fa misy manodinkondina ara-politika ny fizarana azy ireny any amin’iny Faritr’i Moramanga iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2012
Actualités.Me Olala Hiaro ny Pr Raymond Ranjeva ?

Hihaona amin’ny mpanao gazety, etsy amin’ny La Rotonde Besarety, anio maraina ny Me Willy Razafinjatovo, na Olala ka manodidina ireo ambara fa fitsarana politika misy mandritra izao fitondrana tetezamita izao no horesahana sy hovelabelariny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2012
Actualités.Ambatovy Moramanga Bahanan’ny mpiasa ny lalana mankany amin’ny fitrandrahana

Nitokona nanomboka ny faran’ny herinandro lasa teo ary nitohy omaly ny mpiasa sasany eo anivon’ny orinasa Ambatovy ao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2012
Actualités.CENIT Ihazakazahana izay ho Filohany

Vita omaly alatsinainy 12 martsa 2012 tao amin’ny fitsarana tampony Anosy ny lanonam-pitsarana nandraisana ny fianianan’ireo 22 mianadahy, mpikambana voatendry ao amin’ny Vaomieram-pirenana mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na ny CENIT.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2012
Actualités.Raharaha Benenitra sy Bezaha Toliara Mifanakiana ny CT Jean Gringo sy CT Razafimahefa Marcellin

Manao antso avo amin’ny Lehiben’ny fitandroana ny filaminana aty Antananarivo sy ny fitondram-panjakana mahefa mba hijery ifotony ny tena zava-misy marina any Bezaha sy Benenitra Toliara ankehitriny ny CT Rakotoniaina Jean Gringo Will avy ao Bezaha Betioky.

Hamaky ny tohiny
FTT