- Zoma 23 Martsa 2012
Actualités.“Opération” tany Bezaha Misy ny fanararaotam-pahefana
Mampalahelo ny zava-niseho tany Bezaha Distrikan’i Betioky, hoy ny Vondrona parlemantera Monima notarihan’ny filohany, CST Mosa Milasoa nitafa tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny Lapa maitso Anosikely omaly, fa misy ny fanararaotam-pahefana nataon’ny mpitandro ny filaminana tamin’ny fanatanterahana ny «opération» nanomboka tamin’ny 29 janoary 2012 teo.
Hamaky ny tohiny